Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
novembre 2005

novembre 2005

Nanomboka nirotsaka ny neige. Tena année exceptionnelle io satria tsy dia matetika no misy neige aty Bretagne. Ary tena natevina be 15cm.Tena nangatsiaka nefa faly satria sambasamba no nahita neige hihihi. Dia falifaly ery izahay nifampitoraka tamy la...

Lire la suite

24 septembre 2005

24 septembre 2005

Andro iray lehibe teo amy fianakaviana tokoa ny mariazin'i Lala zokinay vavimatoa. Jereo moa ny hafalian'i dada e! Na dia tsy afaka niara-paly tamin-dry akia zay Lala dia tena nahatsiaro sy nivavaka ho an'ny tokantranonareo tamin'io andro io an.

Lire la suite

Agrocampus rennes

Agrocampus rennes

I Ity ilay sekoly nianaranay tany rennes. ENSAR moa no anarany taloha saingy zao dia efa lasa AGROCAMPUS de Rennes,toy ny ecole d'agronomie niova anarana rehetra amizao.

Lire la suite

04 septembre 2005

04 septembre 2005

Fiaraha-misakafo tamireo havana no nanamarika ny fialàna tany madagasikara. Faly satria hihaona amin'ireo zoky izay efa tokoa no tsy nifankahitana. Nalahelo anefa satria handao ireo havana aman-tsakaiza indrindra indrindra ireo ray aman-dreny. Miam miam...

Lire la suite

<< < 1 2 3 4 5 6