Mirija
I Mirija dia ilaozany manenjika baolina eny amy plage-n'i tamatave.
Tahirin-tsary fahatsiarovana ireo fotoana nahafinaritra .
toy zao zahay telo dahy refa manao pub ny tee-shirt malagasy: karambole, la sobika, baobab hihihi. ny anahy no milay e!!!
Izaho ihany e, rehefa tsy misy atao za dia mahafinaritra ahy ny manamboatra portrait ohatrizao.
I Amboara kosa indray dia 3 mois zao. Tsy maintsy manao mafana tsara tokoa satria efa manomboka mangatsiaka zao ny andro.
Efa feno 10 mois tokoa i Mirija zao. Efa mitady tsy ho antonona intsony ny transat hihi
Doda (zoky lahimatoa) sy Dina, dada sy maman'i Amboara. I Amboara moa mbola tao anaty kibo tamin'io hihihi.
Dada sy Mama, tsy hadino satria izy ireo no naha-olom-banona anay. Bisous be.