novembre 2005

Publié le par Norosoa




neige2.jpg






Nanomboka nirotsaka ny neige. Tena année exceptionnelle io satria tsy dia matetika no misy neige aty Bretagne. Ary tena natevina be 15cm.Tena nangatsiaka nefa faly satria sambasamba no nahita neige hihihi. Dia falifaly ery izahay nifampitoraka tamy la neige tamin'io.

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
R
za konoukou aki tena faly taminio fa nis neige ko ny taty paris a fa vetvet sad flocons kely fotsin, fa fotsifotsy ian lo ny tany e ntsoo mangatsiik nours kel
Répondre