tamatave
Rehefa avy nijanona tao antananarivo dia nandeha namangy andry dada sy mama tany tamatave. Nanararaotra nitsidika ny morondranomasina kely rehefa tany toamasina ihany.
Tahirin-tsary fahatsiarovana ireo fotoana nahafinaritra .