Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
saonjo ndray e!

saonjo ndray e!

rehefa vita ny mofosakay dia saonjo ndray no manaraka. Sendra nandalo tany amy epicerie asiatique izaho dia nahita saonjo ramandady dia nividy. Efa congélén-dry zareo ilay izy sady voahofy dia mahandro fotsiny no sisa.

Lire la suite

remise de diplôme

remise de diplôme

Natao tamy 24 novembre ny remise de diplome tany rennes. Ny tenanay moa tsy afaka nanatrika fa tavela taty montpellier. Nisy fambolen-kazo hono ka dia ity misy sary kely fahatsiarovana. .

Lire la suite

<< < 1 2 3 4 5 6 > >>